NY MOMBA NY TETIKASA
Fanainga+ dia mikendry ny hametraka fomba fanjohiana ny firaisamonim-pirenena sy fiaraha-miasa vaovao mba hananganana fihetsehana an-atin’ireo firaisamonimpirenena ho mpandray anjara amin’ny fampiharana ny fitondrana tsara tantana :
- Fametrahana paikady tsara rafitra izay mifanaraka amin’ny fotokevitra iasana hatramin’ny Tetikasa Dinika.
- Fifandraisana tsy misokatra amin’ny lafivalo mba hahafahana manova ny fomba fiasa eo amin’ny fanohanana ny firaisamonim-pirenena, mba hisin’ny fivelarana maharitra ara-pitantanana sy fahombiazana eo amin’ny fitantanana ny firenena.
Ny tantaranay
Eny taona 2013, rehefa nahita ny toerana efa noraisin’ny firaisamonim-pirenena eo amin’ny fiainam-pirenena ny Vondrona eraopeana, dia nanangana ny tetikasa Dinika izy ireo. Tetikasa vaovao ho entina hanohanana ny firaisamonim-pirenena izy io ary mifototra amin’ny tondrozotra 3 lehibe :
- Fanamafisana ny ezaka amin’ny fametrahana tontolo mampivelatra ny firaisamonim-pirenena.
- Mandrisika ny fandraisan’anjara mirindra ny firaisamonim-pirenena amin’ny fandrafetana sy fanatanterahana ireo paikadim-pirenena ho fampandrosoana.
- Mampitombo ny fahaiza-manaon’ireo firaisamonim-pirenena mba hafahan’izy ireo ho mpandray anjara feno amin’ny fampandrosoana.
Manoloana ny fahasamihafan’ny firaisamonim-pirenena malagasy nefa dia narindran’ny proramme Dinika ho afaka ampisaina amin’ny toe-draharaha rehetra ny fomba fiasany mba hahafahany manome fanjohiana ireo fandraisan’andraikitry ny firaisamonim-pirenena mba hafahan’izy ireo ho mpiray tompon’antoka amin’ny fampandrosoana. Nifantoka tamin’ny fanjohiana ireo firaisamonim-pirenena mba hanavao ny fomba fiasany sy ny fanatanterahany ny asa ataony eny amin’ny tontolo saosialy ny fomba fiasan’ny programme Dinika.
Ireo vokatra azo nisongadina :
- 670 ireo fampiofanana vita, izay nandraisana firaisamonim-pirenena 500 anjara.
- 176 fandraisan’andraikitra nianga avy ao anatin’ny vondrona, izay anndraisan’ny firaisamonim-pirenena ara-dalèna sy andalam-panorenana 156 isa, ka niantefa taminn’y faritra maro manerana an’i Madagasikara sy nisahana lohahevitra maro, ary nahazo famatsiam-bola hatramin’ny 12 lavitrisa ariary.
L’approche innovante du programme DINIKA a su répondre aux attentes et aux besoins des OSC d’une manière pertinente, flexible et porteuse en termes de promotion du changement institutionnel, comme le regain d’intérêt de nombreuses OSC à se positionner comme acteur de gouvernance, à s’impliquer dans les politiques publiques ou dans le plaidoyer sur des enjeux majeurs (comme les processus budgétaires, les ressources naturelles, les droits humains, …)
Inspirés par le succès du programme Dinika porté par l’Union Européenne, d’autres bailleurs souhaitent se joindre à l’aventure : le Gouvernement Princier de Monaco, la Coopération Allemande et l’Ambassade de France. Le Programme DINIKA aide alors à concevoir et à lancer un mécanisme multi bailleurs. Ainsi naît le Fonds Commun Multi Bailleurs, avec pour finalité affichée la création d’un dispositif indépendant d’appui à la société civile, qui serait piloté par la société civile elle-même.
Une phase pilote, mise en oeuvre par DINIKA, met le programme sur les rails. A partir de la seconde moitié de 2017, la mise en oeuvre est confiée à la GIZ, jusqu’en 2022.
Mi-2019, pour marquer l’évolution du programme multi-bailleur et consolider les avancées lors du programme Dinika, et en vue d’une meilleure appropriation par les Malgaches, le Fonds Commun devient FANAINGA.
Le changement de dénomination reflète ainsi la volonté d’inclure la société civile dans la gouvernance et l’orientation de la stratégie d’appui de Fanainga.
Fanainga devient Fanainga+, avec l’entrée de l’Agence française de dévéloppement parmi les bailleurs qui rejoint le fonds commun.
Fanainga+ vise à consolider l’émergence d’une Société civile qui puisse jouer pleinement son rôle d’ :
– acteur de développement
– acteur influent pour promouvoir des politiques publiques.
Fanainga+ est la continuité d’accompagnement des OSC (DINIKA et FANAINGA) pour consolider les acquis et continuer à faciliter le processus d’accompagnement de la société civile en :
– Continuant de coopérer avec des OSC dites partenaires
– En faisant levier sur ces OSC émergentes (les plus motivées et engagées) pour qu’elles continuent leurs développements pour mener des actions de changement social et influencer les politiques publiques.