Ny famatsiam-bola dia natokana ho an’ireo OSC sy vondron’olompirenena maneho fahavonana tanteraka sy risi-po hitondrana fanovàna ho amin’ny fiarahamonina marina sy ara-drariny kokoa. Ankoatr’izay, ny OSC mangataka famatsiam-bola amin’ny Fanainga dia tokony hanaporofo fa manana hay tao ara-paik’ady, ara-teknika sy ara-pitantanana, mifandray amin’ny karazana sy haavon’ny famatsiam-bola angatahina (jereo ny mason-tsivana fankatoavana ny OSC).
Hamitana fianarana
Fianarana
Salama tompoko. Ao amin’ny tranokana formation.fanainga.mg tompoko ny fiofanana no atao.